Jesoa tsy anao irery (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JESOA TSY ANAO IRERYRaha misy olona mahantra hamonjy fiangonana
Dia avy ianao tsy tratra manakatom-bravarana
Raha ohatra tafiditra ao,dia hanao-tondromolotra
Dia lazainahoe adala,asaizy rovi-damba
Ref: Ny teny fohy lazaiko kely, Jesoa tsy anao irery
Fa an’ny mahantra koa, izay mino sy manoa
Ka ny toetranao hovay(o)fifankatiavana atao
Tsy hanavaka sarangi fa hanolotra mazava
Angaha tsy afaka mitory rahakamboty sady ory
Angaha ny fiderana voasakam-pahotana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 501
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:06