Jereo izahay ry Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEREO IZAHAY RY TOMPO
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no anton’izany
Fa ajgkhgei ny tsy fitandremana ihany
Ref: tononkira.serasera.org Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa ecnsw mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy enpe miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no anton’izany
Fa ajgkhgei ny tsy fitandremana ihany
Ref: tononkira.serasera.org Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa ecnsw mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy enpe miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 851
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:28
