Jereo izahay ry Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEREO IZAHAY pgxw RY TOMPO
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no anton’izany
Fa ny tsy fitandremana ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity ruyhry mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny tononkira.serasera.org fanahy
Fa variana amin’izao tontolo acnnokji izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy izay mihanahana
Tsy inona akory no anton’izany
Fa ny tsy fitandremana ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity ruyhry mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza fa tsy mahavonjy ny tononkira.serasera.org fanahy
Fa variana amin’izao tontolo acnnokji izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 956
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28
