Jereo izahay ry Tompo (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
JEREO IZAHAY RY TOMPO
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy hgbqmfvn izay mihanahana
Tsy inona tononkira.serasera.org akory no anton’izany
Fa ny tsy fitandremana ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza notni fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
vgyj
Manjaka izao ny herin’I satana
Mandraingiraingy hgbqmfvn izay mihanahana
Tsy inona tononkira.serasera.org akory no anton’izany
Fa ny tsy fitandremana ihany
Ref: Tompo ô! Mba jereo
Ity mpanomponao fa mitoreo
Tompoômba hiantrao
Mba vonjeo fa mitalaho
Misy aza moa tsy miraharaha
Milaza notni fa tsy mahavonjy ny fanahy
Fa variana amin’izao tontolo izao
Tsy miraharaha ny mivavaka
Ref: Tompo ô! Haingana Ianao
Fa maika ny hahita Anao izahay
Tompo ô! Misaoptra Anao
Nohon’ny fiainana natolotrao
vgyj
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 955
Likes : 1 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28
