Fo manantena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY ANAO IZAHAY
Fo manantena sy feno finoana Tompo ô
No entinay midera, mankalaza Anao
Endrika nuzjfyq faly sy itqpl fo mino matoky
No entinay miandry ilay ora izay hiavianao
Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ducz ô!
K’ataovy tsy ho tononkira.serasera.org folaka andatony
Ka hahandry ny fiavianao
Tsy ho resin’ny satana
Ka ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa mahatretrika

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 960
Likes : 1 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28