Fo manantena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY hljx ANAO IZAHAY
Fo manantena sy bmtucmu feno finoana Tompo ô
No entinay midera, mankalaza Anao
Endrika faly sy fo mino matoky
No entinay miandry ilay ora izay hiavianao

Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ô!
K’ataovy tsy ho folaka andatony
Ka hahandry ny fiavianao
Tsy ho mjqpyad resin’ny satana
Ka tononkira.serasera.org ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa mahatretrika

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0558