Fo manantena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIANDRY ANAO IZAHAY
Fo manantena sy feno finoana Tompo ô
No entinay midera, zdichg mankalaza Anao
Endrika twnytsu faly sy fo mino matoky
No entinay miandry ilay ora izay hiavianao
Ref: miandry Anao izahay Jesoa malala ô!
K’ataovy tsy ho folaka andatony
Ka hahandry ny tononkira.serasera.org fiavianao
Tsy ho resin’ny satana
Ka ho tafita vao ho rendrika
Ka hahita ilay tany soa lapcuwfd mahatretrika

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 959
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:28