Avohay ny talentanao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVOHAY NY TALENTANAO
Aza afenina ary ny talentanao
Fa andrao esorina eo aminao
Fa ento anaovy ny asa masina
Ny tononkira.serasera.org talenta gjdkrz izay anananao
Dieny izao ary ampiasao ny talentanao
Ampiasao ho an’ny Jehovah fa tsy hanenenanao
Ianao ihany no tompon-tsafidy
Nefa tsarovy tsara ange,ny talenta tsy voafidy
Hiderao an’I Jehovah ny talentanao
Fa aza ampiasaina ho an’izao tontolo izao
Sao asage voahadina ianao rehefa any ambony ah!
Izay fduhy vao hanenina hoe tahaka izay ihany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 950
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08