Avohay ny talentanao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVOHAY NY vczphyzd TALENTANAO
Aza tononkira.serasera.org afenina ary ny talentanao
Fa andrao esorina eo aminao
Fa ento anaovy ny asa masina
Ny talenta izay anananao
Dieny izao ary ampiasao ny talentanao
Ampiasao ho an’ny Jehovah fa tsy hanenenanao
Ianao ihany no tompon-tsafidy
Nefa tsarovy tsara ange,ny stoeufr talenta tsy voafidy
Hiderao an’I Jehovah ny talentanao
Fa gmfbbeey aza ampiasaina ho an’izao tontolo izao
Sao voahadina ianao rehefa any ambony ah!
Izay vao hanenina hoe tahaka izay ihany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 903
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08