Avohay ny talentanao (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AVOHAY NY TALENTANAO
Aza afenina ary ny talentanao
Fa andrao esorina eo aminao
Fa ento fwtvhp anaovy ny asa masina
Ny talenta izay anananao
Dieny izao ary ampiasao ny talentanao
Ampiasao ho an’ny Jehovah fa gekkcmrj tsy hanenenanao
Ianao ihany no tompon-tsafidy
Nefa tsarovy tsara ange,ny talenta tsy voafidy
Hiderao an’I zafou Jehovah ny talentanao
Fa aza ampiasaina ho an’izao tontolo izao
Sao voahadina ianao rehefa any ambony tononkira.serasera.org ah!
Izay vao hanenina hoe tahaka izay ihany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 901
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08