Zanaka adala (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njao misy feo manontany
Avy any lavitra any
Feo mitalaho cbcigsl manantena, modia re
Aza zkfngj manjeny andro lava
Mbola tanora tononkira.serasera.org ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny ho ciwtrnjw saloranao modia
Aiza ianao, aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
Avy any lavitra any
Feo mitalaho cbcigsl manantena, modia re
Aza zkfngj manjeny andro lava
Mbola tanora tononkira.serasera.org ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny ho ciwtrnjw saloranao modia
Aiza ianao, aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 901
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 06/04/2022 09:24
