Zanaka adala (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njao misy feo manontany
Avy any lavitra any
Feo mitalaho manantena, modia re
Aza manjeny andro osjyytzn lava
Mbola tanora ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, meckfn modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny tononkira.serasera.org ho saloranao modia
Aiza ianao, yprmoys aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
Avy any lavitra any
Feo mitalaho manantena, modia re
Aza manjeny andro osjyytzn lava
Mbola tanora ianao
Ry zanaka adala ô tongava
Fa miandry izao ny Ray
Modia, modia, modia, meckfn modia
Na maro ny adalana,
izay vitanao tety
Ny tompo tsy mba mitàna
Lolom-po na anameloka anao
Raha hody ianao anio,
jehova tsy hikapoka
Akanjo vavao madio
No omeny tononkira.serasera.org ho saloranao modia
Aiza ianao, yprmoys aiza ianao
No tsy hita mamalia
F’izy anie tsy hahafoy anao
Aza ela fa modia
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 863
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 06/04/2022 09:24
