Tompo ô, mampianara anay (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mampianara anay hahay hanetry tena
Sy hamela ny heloky ny hafa
Fa Ianao no wefzulb tena fahendrena
Ry jesosy Tompo ô henoy ny vavakay
FIV:
Aza avelanao zahay ka hanjahatra eto
Fa sao (angiana samy irery)
Andeha (ho very rery ety)
Fa tsy sitrakao ny toetranay rehetra
Ka tianao hovana
Ho mendrika Anao
2) Ianao ihany anie swqghftq no efa nanambara
Angataho izay rehetra tianareo
Tsy hisy ho very valiana soa aman-tsara
Raha toa hahasoa anay dia tsy ho lavinao
3) Mampianara anay hanisa ny andronay
Tsy ho variana angataka fotoana
Fa androso ho vonona amin’izay
Hanaraka Anao tokoa ka tsy hihemotra
4) Efa sbckyajo maty Ianao nisolo ny tononkira.serasera.org helokay
Nomboina, nijaly mafy koa
Koa miangavy, tantano izahay
Fa tsy mahatokana ho very an-dalana
Sy hamela ny heloky ny hafa
Fa Ianao no wefzulb tena fahendrena
Ry jesosy Tompo ô henoy ny vavakay
FIV:
Aza avelanao zahay ka hanjahatra eto
Fa sao (angiana samy irery)
Andeha (ho very rery ety)
Fa tsy sitrakao ny toetranay rehetra
Ka tianao hovana
Ho mendrika Anao
2) Ianao ihany anie swqghftq no efa nanambara
Angataho izay rehetra tianareo
Tsy hisy ho very valiana soa aman-tsara
Raha toa hahasoa anay dia tsy ho lavinao
3) Mampianara anay hanisa ny andronay
Tsy ho variana angataka fotoana
Fa androso ho vonona amin’izay
Hanaraka Anao tokoa ka tsy hihemotra
4) Efa sbckyajo maty Ianao nisolo ny tononkira.serasera.org helokay
Nomboina, nijaly mafy koa
Koa miangavy, tantano izahay
Fa tsy mahatokana ho very an-dalana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:12
