Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tompo ô, mampianara anay (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mampianara anay hahay hanetry tena
Sy hamela ny heloky ny hafa
Fa Ianao no tena fahendrena
Ry jesosy Tompo ô henoy ny vavakay
FIV:
Aza avelanao zahay ka lszswje hanjahatra eto
Fa sao (angiana samy irery)
Andeha (ho very rery ety)
Fa tsy sitrakao ny toetranay rehetra
Ka tianao hovana
Ho mendrika Anao
2) Ianao ihany anie no efa nanambara
Angataho izay rehetra tianareo
Tsy hisy ho very valiana tftwc soa aman-tsara
Raha toa hahasoa anay tononkira.serasera.org dia tsy ho dvstxdi lavinao
3) Mampianara anay hanisa ny andronay
Tsy ho variana angataka fotoana
Fa androso ho vonona amin’izay
Hanaraka Anao tokoa ka tsy hihemotra
4) Efa maty Ianao nisolo ny helokay
Nomboina, nijaly mafy koa
Koa miangavy, tantano izahay
Fa tsy mahatokana ho very an-dalana
Sy hamela ny heloky ny hafa
Fa Ianao no tena fahendrena
Ry jesosy Tompo ô henoy ny vavakay
FIV:
Aza avelanao zahay ka lszswje hanjahatra eto
Fa sao (angiana samy irery)
Andeha (ho very rery ety)
Fa tsy sitrakao ny toetranay rehetra
Ka tianao hovana
Ho mendrika Anao
2) Ianao ihany anie no efa nanambara
Angataho izay rehetra tianareo
Tsy hisy ho very valiana tftwc soa aman-tsara
Raha toa hahasoa anay tononkira.serasera.org dia tsy ho dvstxdi lavinao
3) Mampianara anay hanisa ny andronay
Tsy ho variana angataka fotoana
Fa androso ho vonona amin’izay
Hanaraka Anao tokoa ka tsy hihemotra
4) Efa maty Ianao nisolo ny helokay
Nomboina, nijaly mafy koa
Koa miangavy, tantano izahay
Fa tsy mahatokana ho very an-dalana
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 980
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 11:12
