Ny andro sisa (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra tsitoha o!
Nahary tononkira.serasera.org sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry Ray
2) Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao vfwnoih ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety levona hatrizao
4) Ampitomboy ny finoanay
Zay hany lalana hirosoanay
Ho psfkoc amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay vhnnlgx anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ho anay
Ho sambatra mandrakizay
Nahary tononkira.serasera.org sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry Ray
2) Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao vfwnoih ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety levona hatrizao
4) Ampitomboy ny finoanay
Zay hany lalana hirosoanay
Ho psfkoc amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay vhnnlgx anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ho anay
Ho sambatra mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1046
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:17
