Ny andro sisa (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Andriamanitra tsitoha adpgdl jwune o!
Nahary sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry Ray
2) Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety sinbz levona hatrizao
4) tononkira.serasera.org Ampitomboy ny finoanay
Zay hany lalana hirosoanay
Ho amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ho anay
Ho sambatra mandrakizay
Nahary sy mpamindra fo
Hasandratray ny setom-ponay
Eo anatrehanao ry Ray
2) Ny andro maro efa lasa
Zay nanatontosanay asa
Mikiakiaka miantso ny ondrinao
Hiverina eo ambalanao
3) Tsy hoe an-tranonao ihany
Tanako eram-bazantany
No hanambarana ny teninao
Tsy mety sinbz levona hatrizao
4) tononkira.serasera.org Ampitomboy ny finoanay
Zay hany lalana hirosoanay
Ho amin’ilay tena fiainana
No handrandrain’ny fisainana
FIV:
Ny andro sisa iainanay anie
Ho santatry ny fifaliam-be
Nomaninao mba ho anay
Ho sambatra mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1269
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:17
