Ndao hihira (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha egcxfv tojo hakiviana ianao
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) Ho anao izay nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nlyj nisaotra ve
Sa tsy cdgnko mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo vidiana ny tononkira.serasera.org fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) Ho anao izay nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nlyj nisaotra ve
Sa tsy cdgnko mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo vidiana ny tononkira.serasera.org fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 651
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16
