Ndao hihira (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Raha tojo hakiviana ianao
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) istcre rygum Ho anao izay nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nisaotra ve
Sa tsy mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo vidiana tzpb ny fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao tononkira.serasera.org hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
Fa hoe mafy tokoa ny fiainana ety e
Ny Tompo mapanantena fitsaharana
Raha manantona azy
2) Avia manatona ianareo
Izay mahavesatra entana
Fa izaho no anome fitsaharana
3) istcre rygum Ho anao izay nomeny harena
Sy ny fahasalamana moa mba nisaotra ve
Sa tsy mba noheverinao akory
Ny soa nataony
4) Mahaiza misaotra
Ianareo ry olombelona ô
Fa sarobidy loatra
Tsy azo vidiana tzpb ny fahasoavany
FIV
Ndao hihira, ndao tononkira.serasera.org hivazo
Mba hidera ilay mpahary
Itantsika miarihary
Ny hafaliana omeny
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 650
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:16
