Miderà (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: midera tononkira.serasera.org (6)
An’Andriamanitra
F’Izy no nanao ny tany
Ary koa ny lanitra
Fanomezana mba ho ahy sy ho anao
1) Haleloia nzexi hosanna no asanadratray Ho Anao
Ho Anao sdnmuwbc ry Jesoa Kristy Mpanjakanay sy tinay
Atolotray Anao ny hira fiderana
Ho Anao ry Ray mandrakizay
2) Falifaly ravoravo ny vahoakanao
Nohon’ny soa sy fitahiana yzvkxtg nalatsakao isan’andro
Ny voary manontolo dia mitsoak Anao
Vonihahitra ho Anao ry Ray
An’Andriamanitra
F’Izy no nanao ny tany
Ary koa ny lanitra
Fanomezana mba ho ahy sy ho anao
1) Haleloia nzexi hosanna no asanadratray Ho Anao
Ho Anao sdnmuwbc ry Jesoa Kristy Mpanjakanay sy tinay
Atolotray Anao ny hira fiderana
Ho Anao ry Ray mandrakizay
2) Falifaly ravoravo ny vahoakanao
Nohon’ny soa sy fitahiana yzvkxtg nalatsakao isan’andro
Ny voary manontolo dia mitsoak Anao
Vonihahitra ho Anao ry Ray
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 817
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:47
