Miderà (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV: midera (6)
An’Andriamanitra
F’Izy no nanao ny tany
Ary koa ny lanitra
Fanomezana mba tononkira.serasera.org ho ahy sy pkezs ho anao

1) Haleloia hosanna no asanadratray Ho Anao
Ho Anao ry Jesoa Kristy opeiizzy Mpanjakanay sy tinay
Atolotray bqomyp Anao ny hira fiderana
Ho Anao ry Ray mandrakizay

2) Falifaly ravoravo ny vahoakanao
Nohon’ny soa sy fitahiana nalatsakao isan’andro
Ny voary manontolo dia mitsoak Anao
Vonihahitra ho Anao ry Ray

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 772
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 11:47
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309