Lovako (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara lovako ianao Jesoa, ampingako sy aroko
Tsy manana ahiahy natahotra aho
Manandova bmqmbtin tsara tononkira.serasera.org aho manana anao
Fa eo aminao izahay Jesoa tsy manana ahiahy
Fiainan-tsambatra hatrany miaraka wkvhsdt aminao
Fiadanana, pojbmzue fahasambarana
No hiainanay an-tany ety

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1261
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:24