Lovako (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Anjara lovako ianao Jesoa, ampingako sy tononkira.serasera.org aroko
Tsy manana ahiahy natahotra aho
Manandova tsara aho manana anao
Fa eo aminao izahay Jesoa tsy manana ahiahy
Fiainan-tsambatra hatrany miaraka aminao
Fiadanana, epzc uwifxp vahln fahasambarana
No hiainanay an-tany ety

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1261
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:24