Lakana (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Lakana very fivohy tononkira.serasera.org anivon-dranomasina
Lavim-pitodiana nefa tsy afaka mandeha
Avilivilin’onja ka madiva ny ho rendrika
Raiki-tahotra manahy ny hoavy

1) Tolory Tanana aho Jesoa fa saraka Anao
Fa ny fiainanay ety dia mila hanafotra ahy
Ny rivotra mahery dia mitsoka mampatahotra
Koa cosldo meteza ianao anio hanavotra ahy ety ô ô ô

2) Tantano aho e! fa qjzvsgw anaraka Anao
Arovy aho e! f’aza alavirinao
Ny tananao no egffnia fivohy ny lakan-keliko
Hitodiako eny an-tseranana
Ny sandrinao no handreseko ny onja maro ety
Ka hanaisotra ny tahotro

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SLK Ambohidroa
Hits : 1009
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2011