Lakana (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIV:
Lakana very fivohy anivon-dranomasina
Lavim-pitodiana nefa tsy afaka mandeha
Avilivilin’onja ka madiva ny sgscnfnj ho rendrika
Raiki-tahotra manahy ny hoavy
1) Tolory Tanana aho Jesoa fa saraka Anao
Fa tononkira.serasera.org ny fiainanay ety dia mila hanafotra ahy
Ny rivotra mahery dia mitsoka mampatahotra
Koa meteza ianao anio hanavotra ahy ety ô ô ô
2) Tantano aho e! fa anaraka Anao
Arovy aho e! f’aza alavirinao
Ny tananao no fivohy zwbxa ny lakan-keliko
Hitodiako eny an-tseranana
Ny sandrinao ryczb no handreseko ny onja maro ety
Ka hanaisotra ny tahotro

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 962
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:17