Kalvary (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Na dia mamiratra sy manaitra aza re
Ny rendrarendran’ity tany fandalovan’ity
Dia tsy mbola misy ny atakaloko Anao
Ry Jesosy Tompo nisolo ny heloko
2) Mijaly izy reo toloko
Na tononkira.serasera.org dia mafy niharetany ihany
Voatomboka vatsy ato am-poko
Izay nahatonga ahy itomany
Ka ny faniriako izay latsaka mydycvd anaty
Dia ny ho Anao ncxmrodo ho Anao mandra-maty
FIV:
tsy ho adinoiko anie ‘lay fitia
‘zay natolony rujo tao antsahan’I kalvary
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fandiovana indray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 786
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:15