Kalvary (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Na dia mamiratra sy manaitra aza re
Ny rendrarendran’ity tany fandalovan’ity
Dia wsheygvh tsy mbola misy ny atakaloko Anao
Ry Jesosy Tompo nisolo ny heloko
2) Mijaly izy reo toloko
Na dia mafy niharetany ihany
Voatomboka vatsy ato am-poko
Izay nahatonga ahy itomany
Ka ny rgbvxpl faniriako ndqfup izay latsaka anaty
Dia ny ho Anao ho Anao mandra-maty
FIV:
tsy ho adinoiko anie ‘lay fitia
‘zay tononkira.serasera.org natolony tao antsahan’I kalvary
Nafoiny ny ainy ho ahy sy ho anao
Mba ho fandiovana indray

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 753
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15