Ianao Jehovah ô ! (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ghjsatw gxnaotdg 1) Ianao Jehovah ô, no fialofako
Mifaly kzdwxdt amin’ny famindram-ponao ry Tompo
Hidera sy ankalaza, Anao aho
Satria ianao, satria ianao
no mpanisy soa ahy
2) Jereo aho ka tononkira.serasera.org valio
Ka hazavao ny masoko,
zay renoky ny tory
Fandrao ny fahotako no haresy ahy
Ka harovy aho Andriamanitra ô!
Mifaly kzdwxdt amin’ny famindram-ponao ry Tompo
Hidera sy ankalaza, Anao aho
Satria ianao, satria ianao
no mpanisy soa ahy
2) Jereo aho ka tononkira.serasera.org valio
Ka hazavao ny masoko,
zay renoky ny tory
Fandrao ny fahotako no haresy ahy
Ka harovy aho Andriamanitra ô!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 925
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16
