Ianao Jehovah ô ! (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ianao Jehovah ô, no fialofako
Mifaly tononkira.serasera.org amin’ny famindram-ponao ry Tompo
Hidera sy ankalaza, Anao aho
Satria sgvgsmtf ianao, satria ianao
no mpanisy soa ahy

2) Jereo aho ka valio
Ka hazavao byzcij ny masoko,
zay renoky ny tory
Fandrao ny fahotako no haresy ahy
Ka harovy aho Andriamanitra ô!
dgoepc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SLK Ambohidroa
Vangy : 756
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 12:16
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394