Hombanao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Homba anao Jehovah ô ny fanahiko karakainaMitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao
(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no entiko eto anatrehanao
Mba hadio sy ho vao ho mendrika anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 368
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 06/04/2022 09:24