Hombanao (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Homba anao Jehovah ô ny fanahiko karakaina
Mitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho pddrcihb ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao
(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no entiko eto anatrehanao
Mba hadio vfeou sy ho mwdin vao tononkira.serasera.org ho mendrika anao
Mitodia, mivilia fa miantso anao
Tsy hamelanao intsony aho pddrcihb ry mpamelona ny aina
Inty aho iantrao fa miantso anao
(Tsy mba nanao)2 ny sitrakao
(Tsy mba nanoha)2 ny didinao
Ny otako no entiko eto anatrehanao
Mba hadio vfeou sy ho mwdin vao tononkira.serasera.org ho mendrika anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 674
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 06/04/2022 09:24
