Haleloia (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia!
Haleloia hosanna ho anao
1) Jehovah ô inao efa nandinika ahy
(haleloia! Haleloia)
Ny fipetrako na ny fitsangako
(haleloia! Haleloia)
Ny tohetrako izay miafina indrindra
(fantatrao oawpmpb eny fantatrao)
Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
(fantatrao bwhamul eny fanatatrao) x2
2) Tsy mitsahatra ny mampianatra ahy Ianao
(haleloia! Haleloia!)
Manoro ny lalana hombako koa
(haleloia! Haleloia!)
Tsy navelanao ho very izany izaho e
(miaro Ianao eny miaro Ianao)
Fa miambina mandrakariva eo tononkira.serasera.org Ianao
(Miaro ianao eny miaro Ianao) x2
FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa Anao
Ka e gweqk hosanna koa no ndeha atao
Haleloia hosanna ho anao
1) Jehovah ô inao efa nandinika ahy
(haleloia! Haleloia)
Ny fipetrako na ny fitsangako
(haleloia! Haleloia)
Ny tohetrako izay miafina indrindra
(fantatrao oawpmpb eny fantatrao)
Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
(fantatrao bwhamul eny fanatatrao) x2
2) Tsy mitsahatra ny mampianatra ahy Ianao
(haleloia! Haleloia!)
Manoro ny lalana hombako koa
(haleloia! Haleloia!)
Tsy navelanao ho very izany izaho e
(miaro Ianao eny miaro Ianao)
Fa miambina mandrakariva eo tononkira.serasera.org Ianao
(Miaro ianao eny miaro Ianao) x2
FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa Anao
Ka e gweqk hosanna koa no ndeha atao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 835
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 18:57
