Haleloia (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia! Haleloia!Haleloia hosanna ho anao
1) Jehovah ô inao efa nandinika ahy
(haleloia! Haleloia)
Ny fipetrako na ny fitsangako
(haleloia! Haleloia)
Ny tohetrako izay miafina indrindra
(fantatrao eny fantatrao)
Ny ao am-po tsy miloaka hitanao avokoa
(fantatrao eny fanatatrao) x2
2) Tsy mitsahatra ny mampianatra ahy Ianao
(haleloia! Haleloia!)
Manoro ny lalana hombako koa
(haleloia! Haleloia!)
Tsy navelanao ho very izany izaho e
(miaro Ianao eny miaro Ianao)
Fa miambina mandrakariva eo Ianao
(Miaro ianao eny miaro Ianao) x2
FIV:
Avo toerana nefa mahita Ianao
Ny tontolo mihondrika aminao
Tsy misy ny toa Anao
Ka e hosanna koa no ndeha atao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 467
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:57