Didy voalohany (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) azvtwono Ity no didy tononkira.serasera.org voalohany
Omen’ny Tompo anareo
Koa andeha araho sy tanteraho
Raha tena tia Azy ianao
Andriamanitra avo indrindra
Namoroana anao
Izy no ilay mahagaga
Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay
2) Aza manana Andriamani-kafa
Hoy Jehovah Andriamanitrao
Fa tsy sitrany sy tsy teliny
Ny olona manompo Tompo roa
Fa andriamanitra saro-piaro Jehovah
Tsy mba mivadika tsy miova
Mahatoky i Jehovah mahay ny zava-drehetra
Tsy mifidy saranga na ny mahantra na manana
Mahatoky jehova mahay mmlo sspxtclx ny zava drehetra
Tsy mifidy ny namna
Omen’ny Tompo anareo
Koa andeha araho sy tanteraho
Raha tena tia Azy ianao
Andriamanitra avo indrindra
Namoroana anao
Izy no ilay mahagaga
Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay
2) Aza manana Andriamani-kafa
Hoy Jehovah Andriamanitrao
Fa tsy sitrany sy tsy teliny
Ny olona manompo Tompo roa
Fa andriamanitra saro-piaro Jehovah
Tsy mba mivadika tsy miova
Mahatoky i Jehovah mahay ny zava-drehetra
Tsy mifidy saranga na ny mahantra na manana
Mahatoky jehova mahay mmlo sspxtclx ny zava drehetra
Tsy mifidy ny namna
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 782
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 11:04
