Didy voalohany (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) tononkira.serasera.org Ity no didy voalohany
Omen’ny Tompo anareo
Koa andeha araho sy tanteraho
Raha tena tia Azy ianao
Andriamanitra avo indrindra
Namoroana anao
Izy no ilay ryczjkeo mahagaga
Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay
2) Aza manana Andriamani-kafa
Hoy Jehovah Andriamanitrao
Fa tsy sitrany sy qxhgrpsp tsy teliny
Ny olona manompo Tompo roa
Fa andriamanitra saro-piaro Jehovah
Tsy mba mivadika tsy miova
Mahatoky i Jehovah mahay ny zava-drehetra
Tsy mifidy saranga na ny lmzdu mahantra na manana
Mahatoky jehova mahay ny zava drehetra
Tsy mifidy ny namna
Omen’ny Tompo anareo
Koa andeha araho sy tanteraho
Raha tena tia Azy ianao
Andriamanitra avo indrindra
Namoroana anao
Izy no ilay ryczjkeo mahagaga
Andriamanitra mahery
Rain’ny mandrakizay
2) Aza manana Andriamani-kafa
Hoy Jehovah Andriamanitrao
Fa tsy sitrany sy qxhgrpsp tsy teliny
Ny olona manompo Tompo roa
Fa andriamanitra saro-piaro Jehovah
Tsy mba mivadika tsy miova
Mahatoky i Jehovah mahay ny zava-drehetra
Tsy mifidy saranga na ny lmzdu mahantra na manana
Mahatoky jehova mahay ny zava drehetra
Tsy mifidy ny namna
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 821
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 11:04
