Any an-danitra any (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Any an-danitra any dia misy paradisa
Izay tiako ho tantaraina sy ampahalalana anao
Fa fianam-pifaliana fa rouod tsy fitomanina no vantaninao any
Tsy hisy intsony re ny sento
sy halahelo am-po
ho zary adino tsy tsaroana
irony lasa taloha
Tsy sarotra tsy akory ilay fanalahidy
Izay anokafanao ny vavahady mankao
Fa Jesoa Kristy tompo
No lalana sy fahamarinana
Ka omeo ny fonao
Fa rah dfwsko any vola sy ny ugwczq harena
No hitokisanao
Dia zary ho zava-poana ihany
Ka dia mora lao ka..
Izay tiako ho tantaraina sy ampahalalana anao
Fa fianam-pifaliana fa rouod tsy fitomanina no vantaninao any
Tsy hisy intsony re ny sento
sy halahelo am-po
ho zary adino tsy tsaroana
irony lasa taloha
Tsy sarotra tsy akory ilay fanalahidy
Izay anokafanao ny vavahady mankao
Fa Jesoa Kristy tompo
No lalana sy fahamarinana
Ka omeo ny fonao
Fa rah dfwsko any vola sy ny ugwczq harena
No hitokisanao
Dia zary ho zava-poana ihany
Ka dia mora lao ka..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1175
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 29/09/2019 12:39
