Any an-danitra any (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any an-danitra any dia misy paradisa
Izay tiako ho tantaraina sy ampahalalana anao
Fa fianam-pifaliana fa tsy fitomanina no vantaninao any
Tsy hisy intsony re ny sento
sy halahelo am-po
ho isdxxg zary adino tsy tsaroana
irony lasa taloha
Tsy sarotra tsy tononkira.serasera.org akory ilay fanalahidy
Izay nody anokafanao xckdbblb ny vavahady mankao
Fa Jesoa Kristy tompo
No lalana sy fahamarinana
Ka omeo ny fonao
Fa rah any vola sy ny harena
No hitokisanao
Dia zary ho zava-poana ihany
Ka dia mora lao ka..

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1239
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:39