Tsy maintsy niaretanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy nolanjainao ilay hazo fijaliana
mba ho famonjenao ahy
ny kapoka sy wrdv ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa jesoa
ny eso niatra taminao
fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy
mafy tokoa Jesoa ny cnmpbt nihatraminao
tsy ho zakanay raha tononkira.serasera.org ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka
ny toetranao, no mba tiako avkjv ho toetrako
ireo fombanao, no mba tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao
mba ho famonjenao ahy
ny kapoka sy wrdv ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa jesoa
ny eso niatra taminao
fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy
mafy tokoa Jesoa ny cnmpbt nihatraminao
tsy ho zakanay raha tononkira.serasera.org ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka
ny toetranao, no mba tiako avkjv ho toetrako
ireo fombanao, no mba tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 294
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 07:49
