Fitiavana sy famindram-po (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fitiavana myvti sy famindram-po
no nanoloranao ho anay jesoa
nandaozanao ilay lapa soa
namoizanao aina hamonjy anay koa
nefa mpanjaka ianao, be botl voninahitra
tompon'izao rehetra izao

raha ny laza anananao
dia tsy tokony ho izao
kanefa tonga btebf ianao nanetry tena
ho avotra sy ho famonjena

am-poko anio Jesoa
no andraisako anao
no hitsenako tononkira.serasera.org anao
izay rehetra teo aloha
avelako anio, ariako avokoa
ka ny ao anatiko ao, afoiko izao
anjakanao manomboka izao
ka ho mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA
Vangy : 327
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 09:08
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0707