Amorony fo madio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
amorony fo madio aho tompo o
avaozy mba hiorina ny afnahy
aza manary hiala eo aminao
fanahy masina o
fa mila anao aho
fanahy masina o
fa mila anao
Tompo o, sokafy ny molotro
dia hanambara fiderana anao aho
ka vkfhim tohano fstfzhu ilay fanahy
mazoto avy tononkira.serasera.org aminao
hanambara ny hafatrao
amorony fo lzql madio...
avaozy mba hiorina ny afnahy
aza manary hiala eo aminao
fanahy masina o
fa mila anao aho
fanahy masina o
fa mila anao
Tompo o, sokafy ny molotro
dia hanambara fiderana anao aho
ka vkfhim tohano fstfzhu ilay fanahy
mazoto avy tononkira.serasera.org aminao
hanambara ny hafatrao
amorony fo lzql madio...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 08:53
