Ifonako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ifonako Tompo, ny adalana izay vitako
eny tsy mendrika tononkira.serasera.org aho
na dia ny hiantso ny anaranao
manatona anao anao, miangavy mitalaho
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo cpdtztr o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy, ianao mahafantatra ahy
voadinikao ny toetro sy izay alehako rehetra
ho aiza moa aho mnqby raha alavirinao
koa manonona teny iray hampitony fanahy
dia ho sitrana aho
izay dia ampy ho ahy
fantatro Tompo o, mpanota xcmbn tsy mendrika anao aho
nefa mbola mino aho
fa mihaino ahy Ianao
afaka handray ny fitarainako
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy...
eny tsy mendrika tononkira.serasera.org aho
na dia ny hiantso ny anaranao
manatona anao anao, miangavy mitalaho
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo cpdtztr o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy, ianao mahafantatra ahy
voadinikao ny toetro sy izay alehako rehetra
ho aiza moa aho mnqby raha alavirinao
koa manonona teny iray hampitony fanahy
dia ho sitrana aho
izay dia ampy ho ahy
fantatro Tompo o, mpanota xcmbn tsy mendrika anao aho
nefa mbola mino aho
fa mihaino ahy Ianao
afaka handray ny fitarainako
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 411
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 09:03
