Fahasoavanao no nahatoy izao ahy (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fahasoavanao, no nahatoy izao ahy
famindram-ponao, no mbola iainako
izay rehetra azoko anio, tompo o
dia avy aminao
ka isaorako fa tsara gkqi loatra ianao
1.fa tsapako @fiainako ny fiasanao Jesoa
izay rehetra ataoko eo ny fanatrehanao
tsy tamboko isaina raha ny soa nomenao ahy
fa fiainam-pifaliana pdjax no mameno ny fanahy
fifaliana, fandresena foana ny fiainako
ka izany epvdr tononkira.serasera.org no ilazako hatrany ilay hatsaranao
2. ny vavaka rehetra izay nataoko hatramin'izay
hatsapako mihintsy fa ianao mihaino ahy
tsy navelanao hiady irery koa aho raha sarotra
fa notohananao no sady notahianao koa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 398
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 09:00