Akaikinao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
akaikianao Jesoa no tononkira.serasera.org tiako hitoerana
fa ao aminao ilay fitia
tsy hanam-pahataperana
tsy miova
tsy mba mety ho lo
fa velona ao am-po
akaikinao Jesoa no tiako honenana
fa ao aminao misy ilay
fahazavana manerana ahy
tsy mba maty fa manazava ahy na aiza aleha
ninoninona ataoko

indro asandratro
ho anao jesoa ny tanako
fa avy aminao izay
izay rehetra syzaoa ananako
ka na dia hdrgahpw mpanota
tsy mendrika
tsy mahasoa indraindray
raiso mba ho anao ry Ray

akaikinao Jesoa gfcamkb no fifaliako
fa aminao misy izay
zavatra rehetra tiako
tsisy mahaory ahy
na mety ahampanahy indraindray
fa ianao no mpiambina ahy

indro asandratro....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0324