Tsy maintsy niaretanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy nolanjainao ilay hazo fijaliana
mba ho famonjenao ahy
ny kapoka sy ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa jesoa
ny eso niatra tononkira.serasera.org taminao
fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena bforvbu koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy
mafy tokoa Jesoa ny nihatraminao
tsy ho zakanay raha ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy eauoxhm nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka
ny toetranao, no mba uftdzsyk tiako ho toetrako
ireo fombanao, no mba tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao
mba ho famonjenao ahy
ny kapoka sy ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa jesoa
ny eso niatra tononkira.serasera.org taminao
fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena bforvbu koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy
mafy tokoa Jesoa ny nihatraminao
tsy ho zakanay raha ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy eauoxhm nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka
ny toetranao, no mba uftdzsyk tiako ho toetrako
ireo fombanao, no mba tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 227
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 07:49
