EKEKO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: wdnrd Ekeko Tompo lxzkd o
Izay rehetra hitondranao
Satria fantatrao
Ny lalana hahasoa ahy
Ka na ho sarotra aza
Sy zyxaxkt hisedra ady mahamay
Ekeko rehefa sitrakao
Fa lalana voatendry ho ahy
1 - tononkira.serasera.org Izay rehetra anaraka ahy hoy Ianao
Aoka izy hitndra ny hazo fijaliana
Na dia mavesatra aza mila tsy ho zakako
Ekeko ihany , rehefa izay no anjarako
2- Tsy izay rehetra
Manao hoe tompoko hoy Ianao
No afaka handova ilay fiainam-baovao
Fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny Ray
No afaka handova ilay fiainana mandrakizay
Izay rehetra hitondranao
Satria fantatrao
Ny lalana hahasoa ahy
Ka na ho sarotra aza
Sy zyxaxkt hisedra ady mahamay
Ekeko rehefa sitrakao
Fa lalana voatendry ho ahy
1 - tononkira.serasera.org Izay rehetra anaraka ahy hoy Ianao
Aoka izy hitndra ny hazo fijaliana
Na dia mavesatra aza mila tsy ho zakako
Ekeko ihany , rehefa izay no anjarako
2- Tsy izay rehetra
Manao hoe tompoko hoy Ianao
No afaka handova ilay fiainam-baovao
Fa izay rehetra manao ny sitrapon'ny Ray
No afaka handova ilay fiainana mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 736
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 03/05/2024 16:25
