Avaoziko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
eto anatrehanao ry Ray
no bnkvi anavaozako indray
ilay eny efa nekeko
sy ireo toky efa nomeko
dia ny yzgjk hanandratra anao sy hitory
na ho sambatra aho na ory
mbola vonona aho handeha
na gumb tononkira.serasera.org aiza aleha
fa na enjehina aza
tsy hivadika aminao
na ho sakanana aza
ny ahy ny teniko dia izao
hanohy hatrany ny dia
hanompo anao aho Jesoa tia
hanao ny asanao ry raiko
ianao no ho lalaiko
no bnkvi anavaozako indray
ilay eny efa nekeko
sy ireo toky efa nomeko
dia ny yzgjk hanandratra anao sy hitory
na ho sambatra aho na ory
mbola vonona aho handeha
na gumb tononkira.serasera.org aiza aleha
fa na enjehina aza
tsy hivadika aminao
na ho sakanana aza
ny ahy ny teniko dia izao
hanohy hatrany ny dia
hanompo anao aho Jesoa tia
hanao ny asanao ry raiko
ianao no ho lalaiko
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 03/11/2025 08:50
