Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy maintsy niaretanao (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tsy maintsy nolanjainao ilay hazo fijalianamba ho famonjenao ahy
ny kapoka sy ratra niaretanao niafina
mba ho famonjenao ahy
tsy nahoanao tokoa jesoa
ny eso niatra taminao
fa fitiavana no nanekenao
hisolo ny helokay
fanetre-tena koa no nasehona
tsisy izay fandavana
fa nanaiky ianao
hamonjy ahy
mafy tokoa Jesoa ny nihatraminao
tsy ho zakanay raha ny valin'ny natao
kaefa nentinao sy nosoloinao
misaotra Jesoa fa tena tianao aho
ho afaka
ny toetranao, no mba tiako ho toetrako
ireo fombanao, no mba tiako hiainako koa
ampianaro aho, hanana fanetre-tena
ampitafio ilay fahendrena toa anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 70
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 07:49
