SAMBATRA NY MATOKY ANAO (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sambatra Tompo ny fo izay matoky Anao
Tsy rtxqllsa mba manana ahiahy,
Na yagtj inona atao
Mino sady manana brvlis fanantenana
Tsy mba mierikerika satria
Manana Anao Jesoa ilay toky tsy mandao

Hatramin'izay niarahako taminao
Sahiko Tompo, ny milaza fa
Tsy mbola nanenina aho
Eny ekeko mety misy fisedrana
Nefa ho'aho
Sambatra tononkira.serasera.org Tompo ô ny foko fa
Mahatoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA
Vangy : 1047
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 22/09/2022 20:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0468