Tsy ho adinoko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
mitamberina ao an-tsaiko indray
anio Tompo ilay ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ianao ho helohina
fa cubyy bubbqhw lalana tsy maintsy znksunia niaretanao
ireny mba hanavotana ahy
tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho izao
te hitomany fa menatra anao tononkira.serasera.org
anio Tompo ilay ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ianao ho helohina
fa cubyy bubbqhw lalana tsy maintsy znksunia niaretanao
ireny mba hanavotana ahy
tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho izao
te hitomany fa menatra anao tononkira.serasera.org
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 270
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 06/11/2025 07:54
