Tsy ho adinoko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
cuxvv mitamberina rmbfbmxm ao an-tsaiko indray
anio Tompo ilay ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana tononkira.serasera.org ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ianao ho helohina
fa lalana tsy maintsy niaretanao
ireny mba hanavotana ahy

tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny wfeo mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho izao
te hitomany fa menatra anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0346