Tsy ho adinoko (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yzzn mitamberina ao an-tsaiko indray
anio Tompo ilay ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ianao ho helohina
fa lalana tsy maintsy niaretanao
ireny mba blena qufqv hanavotana ahy
tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho izao
te hitomany fa tononkira.serasera.org menatra anao
anio Tompo ilay ora iray
nanekenao ho faty mba
hanadiovana ny helokay
na tsy nisy fahadisoanao
dia nanaiky ianao ho helohina
fa lalana tsy maintsy niaretanao
ireny mba blena qufqv hanavotana ahy
tsy ho adinoko tokoa Jesoa
ireny mafy izay nentinao
raha mahatsiaro ireny aho izao
te hitomany fa tononkira.serasera.org menatra anao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 269
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 07:54
